Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
faha
ro
a
(
ro
a
)
Sokajin-teny
mpamaritra
Mitana ny laharana manarakaraka ny voalohany:
Ny février no volana faharoa amin' ny taona
[
1.1
]
Deuxième, second, seconde
[
1.3
]
Ohatra
1
Izay vao nanatona ilay
faharoa
.
[
2.4
]
2
Faharoa
: misy sambo hitondranao azy ve?
[
2.471
]
3
Nandefa tafika
faharoa
Andrianampoinimerina.
[
2.508
]
4
Toa mizara roa mitapaka tsara ny andininy
faharoa
;
[
2.314
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19