| Teny iditra | roa | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| Isa manaraka ny iray: Tsara ny roa noho ny iray fa raha lavo misy mpanarina Iray miampy iray: Omby roa. Fiteny matetika koa ny hoe anakiroa [1.1] | |||||||
| Two [1.7] | |||||||
| Deux [1.3, 1.8, 1.5] | |||||||
| 2
II [3.1] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Sampanteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | anankiroa | ||||||
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny isa Fifanampiana Fampitomboana | ||||||
| Lahatsoratra | Andriamihaja: Fanisana vaovao | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/10/03 |
|