|
|
|
|

Teny iditra faharomotana (romotra)
Sokajin-teny anarana
 The rabies [1.7]
 La rage des chiens [1.8]
Voambolana 

Teny iditra faharomotana (romotra)
Sokajin-teny anarana
 Aretin-dratsy mahatonga toa adala manaikitra amim-pisafoahana izay sendra azy
Fisafoahana, fisamontitra [1.1]
 Uncontrolled anger [1.7]
 Fureur [1.8]
Voambolana 
Ohatra ny sitrapo vesaran' ny tsiny sy ny heloka ka tonga malemy tsy mahahetsi-tena raha tsy idiran' ny demonian' ny fahatezerana sy ny fankahalana mbamin' ny faharomotana; [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12