| Teny iditra | romotra | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Voan' ny haromotana, aretina izay mahatonga ho toa adala manaikitra am-pisafoahana izay sendra azy, gaigy: Alika romotra Misafoakan-katezerana: Vao mainka romotra izy nahita an-janany naniratsira azy [1.1] | ||
| Mad as from rabbies; furious [1.7] | ||
| Atteint par la rage des chiens; furieux [1.8] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2012/08/22 |
|