|
|
|
|

Teny iditra fahasarotra (sarotra)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny zavatra sarotra, manahirana: Ny fahasarotry ny lalana no nahela ny dianay [1.1]
Tovy hevitra hasarotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20