|
|
|
|

Teny iditra hasarotra (sarotra)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny zavatra sarotra, manahirana: Ny hasarotry ny lalana no nahela ny dianay [1.1]
Tovy hevitra fahasarotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05