|
|
|
|

Teny iditra fahasiahana (siaka)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny olona masiaka, lozabe, faly hampijaly ny sasany; halozana [1.1]
Tovy hevitra hasiahana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20