| Teny iditra |
siaka
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Halozana, faharatsiam-panahy Tsiron-javatra manaikitra ny lela, toy ny sakay [1.1]
|
| | Fierceness, violence [1.7]
|
| | Méchanceté [1.3, 1.8]
|
| | Violence, rudesse, sévérité, cruauté, férocité, sauvagerie Goût piquant de certaines herbes Causticité, violence de language [1.3]
|
| | Goût piquant de certaines plantes [1.196]
|
| Voambolana |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra |
siaka
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Feo mikiririoka ataon' ny molotra, sioka: Ny siakan' ny manina Feo entina miantso. [1.1]
|
| | Whistling [1.7]
|
| | Action de siffler, d'appeler en sifflant [1.3]
|
| | Sifflement [1.8]
|
| Voambolana |
| Ohatra |
| 1 | Fa injay nisy siaka mafy dia mafy nanakoako tao ivohony tao.
[2.357]
|
| 2 | Ary mikalo foana ny voronkely eny an-tsaha, fa siaka tsy misy tonony ny azy raha tsy ny feon' i Vololona no mihira eo an-tsofiny.
[2.529]
|
|
| Sampanteny |
| Tovy hevitra | |
|