|
|
|
|

Teny iditra fahavelony
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
Singan-teny faha, velona
 At the time when one was living: Fahavelon-dRadama (During Radama's life) [1.2]
 During the lifetime of such a one [1.7]
 Du vivant de... [1.3]
 Durant la vie de ..., au temps de [1.8]
Ohatra 
1tsy tadidiko fa fahavelon' i Neny izany [2.5]
2Nanao fafana no raharahan-dRatompokolahy fahavelony. [2.529]
3Impiry no efa nifako kitay teny rehetra teny anefa ireny zaza ireny fahavelon-drainy? [2.470]
Haiendriteny 
Tsotra : fahavelony, fahavelon-, fahavelon'
Ny ankehitriny : -pahavelony, -pahavelon-, -pahavelon'

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17