| Teny iditra | fahavinirana (vinitra) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Hatezerana, fahatezerana [1.1] | ||
| La colère, le courroux [1.3] | ||
| Ohatra | Ary ny fahatezerana sy ny fahavinirana no hamaliako ny firenena izay tsy mihaino.
[2.996] | |
| Tovy hevitra | havinirana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |
|