|
|
|
|

Teny iditra fahizany
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
Singan-teny faha, izany
 Taloha ela, fahiny [1.1]
Ohatra 
1Tahatahaka izao no fanaovana ny Fehifehy fahizany. [2.245]
2Fahoriana mangidy tokoa ny manjo an-dry zareo fahizany. [1.437]
3Mbola fanjakana tokana i Danemarka sy Norvezy fahizany. [2.113]
Tovy hevitra fahizay ~ fehizay

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18