|
|
|
|

Teny iditra fahizay
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
Singan-teny faha, izay
 Taloha, fahiny, hatrany hatrany [1.1]
 At that time. [1.2]
 In former times; in those times [1.7]
 Dans ce temps-là, à cette époque, depuis longtemps [1.3]
Voambolana 
Ohatra 
1Hazo lava na volo no nilanjaraa ny entana fahizay. [2.113]
2Nahavita zava-mampitolagaga tokoa ny sinoa fahizay. [2.445]
Tovy hevitra fahizany ~ fehizay

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17