|
|
|
|

Teny iditra faka
Sokajin-teny anarana
 Teny enti-milaza ny fototry ny zavamaniry milentika any ambanin' ny tany ka mampiorina azy tsara ary koa misintona ny sakafony avy ao; matetika no mirantsandrantsana eran' ny tany any ny fakan' ny hazo lehibe [1.1]
 A root. [Mal. akar (?).] [1.2]
 Root, cause [1.7]
 Racine, cause [1.8]
 (dans toute l'île) (du malais aka). Nom général des racines, de la partie souterainne d'un végétal ; ny fakan-kazo : les racines d'un arbre. Action de s'enraciner : mamaka ; enracinnement ou reprise d'un bouture : famakana ; on dit aussi latsa-paka pour une bouture qui a bien repris, qui s'est bien enracinnée. L'adjectif fakaina qualifie les plantes qui ont beaucoup de racines, un chevelu bien développé ; lava-faka, les arbres puissamment enracinés, avec les racines qui retiennent bien les terres, comme le voandelaka. [1.196]
Voambolana 
Ohatra Vahatra faka toy ny fakan-kazo. [2.69]
Sampanteny 

Teny iditra faka (aka)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina maka: Toy izao no faka ireny voankazo ireny
Azo alaina, tokony halaina: Olona tsy faka taranaka [1.1]

Teny iditra faka
Sokajin-teny anarana
 In the provinces it also means the private parts. [1.2]
  [Tankarana] Parties indécentes. [1.19]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20