| Teny iditra | fala | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Provincial] Vulva [1.2] | ||
| [Tankarana] Vulve ( bòbo, tèngy). [1.19] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | fala | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| falana [1.1] | ||
| Tovy hevitra | falana ~ fela | |
| Mpanahaka | faladia | |
| Teny iditra | falà | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Sakalava] Ilay hazo anantonana sy amatorana ny tadivavarana amin' ny fandri-borona [1.1] | ||
| Teny iditra | fala | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Betsileo] (du malais pala : plante du pied ; la forme des feuilles est comparée à un empreinte de pied humain). Cassinopsis madagascariensis Baill. (Icacinaceae). (voir bemafaitra). [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Cassinopsis madagascariensis | |
| Nohavaozina tamin' ny 2019/08/17 |
|