| Teny iditra | famakiana (vaky) | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Fampitresahana Fandalovana eo afovoany Fampisehoana ho fantatry ny be sy ny maso Fanasaratsarahana ny teny voasoratra mba hahaz nana ny hevitra ao anatiny: Nandrasana mafy ny famakiana ny taratasin' i dada [1.1] | |||||||
| L'action de fendre, de casser, de rompre, de lire, l'instrument, le motif [1.3] | |||||||
| Fendage [1.13] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Teny iditra | famakiana (vaky) | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Karazam-panafody atao fampivalanana [1.1] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16 |
|