| Teny iditra | famalifaliana (falifaly (faly)) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Ohatra | Koa ho famalifaliana azy, dia nolazaiko fa rahefa avy manatitra ny entan' ny olona any Maroantsetra izahay, dia hiserana kely any an-tanindrazany vao hiverina any Toamasina.
[2.471] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/12/21 |
|