|
|
|
|

Teny iditra faly
Sokajin-teny mpamaritra
 Mahatsiaro fiadanam-po sy saina noho ny fahatanteraham-paniriana na fahazoam-pahasoavana ka mampiseho izany etỳ ivelany amin' ny tsikitsiky na hira na dihy
Mitovy hevitra: afa-po ~ andihizam-papelika ny fo ~ diavolana ny fo ~ diavolana ny kibo ~ dibo-kafaliana ~ faly ~ feno haravoana ~ finaritra ~ foladrairay ~ mariaka ~ mintsimintsy ~ mirana ~ ravo ~ sariaka ~ sija ~ somariaka [1.1]
 Pleased, rejoiced, glad, delighted. See finaritra, mirana, ravo, sambatra, tretrika [1.2]
 Happy, joyous [1.7]
 Joyeux, content [1.3, 1.8]

Teny iditra faly
Sokajin-teny mpamaritra
  [Provincial] For fady [1.2]
  [Bara, Mahafaly, Sakalava] équivalent de fady (Merina). A ne pas confondre avec faly qui veut dire content, joyeux, heureux [1.196]
Voambolana 
Sary 

Teny iditra faly
Sokajin-teny anarana
  [Provincial] For tifitra [1.2]

Teny iditra Faly
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Mpanoratra Rafenomanjato Charlotte-Arrisoa
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/31