| Teny iditra | famarafarana (farafara) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanaovana resaka mialoha ifanarahana mba tsy hisy fifanolanana any aoriana [1.1] | ||
| Ohatra | Manaraka izany, nalaiko ny fanekem-pividianana, dia ilay anankiray efa voaisy tombo-kase, ilay misy ny famarafarana sy ny fepetra, sy ilay anankiray mivelatra koa.
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|