| Teny iditra | fameno (feno) | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Izay enti-mameno, izany hoe entina manovona ny zavatra iray banga na tsy ampy mba hahafeno azy Fomba entina mameno [1.1] | |||||||
| Ce qui comble la mesure ou complète le nombre, ce qu’il faut remplir ou compléter, manière de remplir [1.3] | |||||||
| Teny na andian-teny entina mameno ny hevitry ny enti-milaza na ny lazaina [1.13] | |||||||
| Complément [1.13] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |
|