| Teny iditra | feno | ||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||
| Misy zavatra ao anatiny manontolo, misy rano hatramin' ny morony, henika, himpona: Feno olona ny tsena / Feno rano ny siny [1.1] | |||
| [Opt. Imp. feno'a.] Full, complete. [Mal. pa'nuh, Sans. purna.] [1.2] | |||
| Full, complete [1.7] | |||
| Plein, complet [1.8] | |||
| Haiendriteny |
| ||
| Sampanteny |
| ||
| Teny iditra | feno | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| [Tanosy] Sery (aretina) [1.78] | |||
| Voambolana | |||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10 |
|