|
|
|
|

Teny iditra fameraka (veraka)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina mameraka mahatonga hiveraka
Azo verahina [1.1]
 Ce qu’on peut ouvrir, manifester, manière de découvrir [1.3]
Ohatra ary hosamahany amin' ny elany no fameraka azy, fa tsy hohenteriny [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06