|
|
|
|

Teny iditra famingavinga (vingavinga)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina mamingavinga, manivaiva, manambàny
Azo vingavingaina [1.1]
Ohatra Ary hisy olona famingavinga hitsangana handimby io indray, izay tsy homena ny voninahitry ny fanjakana; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14