|
|
|
|

Teny iditra famonjy (vonjy)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina mamonjy
Azo vonjena [1.1]
Ohatra Fa hoy ny navalin' ireo : "Izahay aza mba vehivavy, ka hataonay ahoana no famonjy an' indriako? [2.69]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14