|
|
|
|

Teny iditra famoronana (forona)
Sokajin-teny anarana
 Fanaovana zavatra tsy mbola nisy nanao: Ny Sinoa no nahita voalohany ny famoronana ny vanja [1.1]
 La création, l’invention, la production, la formation, la fondation, la fabrication, la construction, l'action de se procurer, le lieu, le temps, les instruments, la matière. [1.3]
Ohatra 
1Fa efa tapitra ny andron' ny famoronana. [2.5]
2Ny halehiben’ireo fihondronam-by an-kibon’ny tany ireo (tahiry, fampiasam-bola ilaina, famoronana asa, sns. [4.27]
Haiendriteny 
Tsotra : famoronana, famoronako, famoronanao, famoronany, famoronantsika, famoronanay, famoronanareo, famoronan', famoronan-, famoronam-, famorona-
Tovonana : -pamoronana, -pamoronako, -pamoronanao, -pamoronany, -pamoronantsika, -pamoronanay, -pamoronanareo, -pamoronan', -pamoronan-, -pamoronam-, -pamorona-
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/26