| Teny iditra | fampakaram-bady | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | fampakarana, vady | |
| Fankalazana eo imasom-bahoaka ny fanambadian' ny olona roa vao hivady [1.1] | ||
| [vady, a partner.] A marriage; usually the time of marriage, or the marriage ceremonies, a wedding. [1.2] | ||
| A wedding [1.7] | ||
| Mariage [1.8] | ||
| Ohatra | Dia nisy fampakarambady nangotrakotraka teo Ambohidratrimo sy Ambohitsitakatra tamin' iray andro izay
[1.436] | |
| Tovy hevitra | mariazy ~ fampakarana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/11/26 |
|