|
|
|
|

Teny iditra fampakarana (akatra)
Sokajin-teny anarana
 That which is the means of raising anything; a hand vice. [1.2]
 L'action de faire monter [1.3]
 Tout ce qui sert à élever [1.5]
Mpanahaka  fampakaran-drano

Teny iditra fampakarana (akatra)
Sokajin-teny anarana
 Fankalazana eo imasom-bahoaka ny fanambadian' ny olona roa vao hivady [1.1]
 L'action d'épouser, les noces [1.3]
 Célébration du mariage [1.5]
Ohatra Rahoviana no hatao ny fampakarana? [2.471]
Tovy hevitra fampakaram-bady

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/26