|
|
|
|

Teny iditra fampihaingoana (haingo)
Sokajin-teny anarana
 L' action de parer [1.3]
Ohatra Ny mahazo ny rafitra rehetra momba ny trano, dia adidin' ny tompo-mariky ny trano vao atao avokoa, fa ny mihevitra ny momba ny fampihaingoana azy kosa no tsy maintsy imasoan' izay miandraikitra ny handravaka sy naoso-doko azy; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20