| Teny iditra | fampiodinana (odina) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| L'action de faire révolter [1.3] | ||
| Ohatra | Fa izany mpaminany na mpanonofy izany dia hatao maty satria efa nanao teny fampiodinana amin' i Jehovah Andriamanitrareo Izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta ka nanavotra anao tamin' ny trano nahandevozana), mba hitaona anao hiala amin' ny lalana izay nasain' i Jehovah Andriamanitrao halehanao.
[2.996] | |
| Tovy hevitra | fanodinana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/25 |
|