|
|
|
|

Teny iditra fampitoviana (tovy)
Sokajin-teny anarana
 Fandraisana ho mitovy sata [1.13]
 Assimilation [1.13]
Ohatra 
1Manampy izany ny fampitoviana torosy [2.366]
2famolahana azy, miampy ny fampitoviana ny olona miaina ao amin'ny rafitra vaovao. [2.606]
3Dia lasa ny fampitoviana ka raha mifanahin' alika ny olona dia lazaina ho mampahiviivy. [1.316]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/29