|
|
|
|

Teny iditra fanabedana (beda)
Sokajin-teny anarana
 Fisamborana zavatra na olona izay fihinina ao anatin' ny sandry anankiroa mba tsy ho afa-mikofoka [1.1]
Tovy hevitra fambedana ~ fibedana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20