| Teny iditra | beda | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fisamboran-javatra na olona izay fihinina amin' ny sandry [1.1] | ||
| See tana, geja, hazona, fihitra, sambotra. [1.2] | ||
| Action de saisir en embrassant à bras le corps, de mettre la main sur, d’empoigner [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | beda | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Betsimisaraka] Feta, fotaka malemy eny an-tanimbary [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2022/04/26 |
|