| Teny iditra | fanadinoana (hadino) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Tsy fahatsiarovana ny lasa; finiavana tsy hahatsiaro ny lasa: Matetika ny fanadinoana ihany no fanafodin' ny fanahy na fo naratra [1.1] | |||||
| L'oubli, l'action d'oublier, de pardonner [1.3] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10 |
|