| Teny iditra | hadino | ||||||
| Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | ||||||
| Tsy tsaroana: Hadinoko ny anaranao Tsy tsaroana ny niteny na ny nitondra: Hadino ny hafatra ~ Hadino ny boky [1.1] | |||||||
| Forgotten [1.2, 1.7] | |||||||
| Oublié [1.3, 1.8] | |||||||
| Dont on ne se souvient pas [1.3] | |||||||
| Pardonné [1.3] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Sampanteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18 |
|