|
|
|
|

Teny iditra fanafohezana (fohy)
Sokajin-teny anarana
 Fanaovana ho fohy: Faly ny mpianatra raha misy fanafohezana ny fotoana ianarana
Filazan-javatra amin' ny teny fohy: Ny R.D.M. dia fanafohezana ny hoe Repoblika Demokratika Malagasy [1.1]
 Abréviation, raccourcissement [1.13]
 Acronym [3.1]
 Acronyme [3.1]

Nohavaozina tamin' ny 2024/11/25