| Teny iditra |
fohy
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | Tsy lava, kely: Fohy loatra ny akanjonao Tsy maharitra, mora tapitra: Fotoana fohy taorian' izay... [1.1]
|
| | Short [1.7]
|
| | Court [1.3, 1.8]
|
| | Bref, laconique, petit [1.3]
|
| Ohatra |
| 1 | fotoana fohy taorian' izany, dia nahita asa izy.
[2.4]
|
| 2 | tsy maintsy hetezana fohy mantsy aloha ny volo, izay vao kolaina.
[2.472]
|
| 3 | fohy io zazalahy io (ce garçon est petit)
[1.3]
|
| 4 | fohy ny andro izao (les jours sont courts maintenant)
[1.3]
|
|
| Sampanteny |
| Tohi-kevitra |
|
| Teny iditra |
fohy
(foka)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana fohina
|
| Ohatra |
| 1 | fohy ny hanitr' ireo vonin-kazo ireo (humez le parfum de ces fleurs)
[1.3]
|
| 2 | fohy ny amoniaka (aspirez l’ammoniaque)
[1.3]
|
|
|