|
|
|
|

Teny iditra fanahana (ahana)
Sokajin-teny anarana
 Fomban' ny olona manahana, izany hoe miandry mitanaka [1.1]

Teny iditra fanahana (haha)
Sokajin-teny anarana
 Famahàna, fanalana amin' ny fatorana, fanasaratsarahana, fandravana, famotsorana (olo-meloka) [1.1]
 L’action de délier, de démonter, de dévisser [1.3]

Teny iditra fanahàna (taha)
Sokajin-teny anarana
 Fanomezana zavatra hatao taha na onitra [1.1]
 L'action de donner une compensation, le motif [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/04