|
|
|
|

Teny iditra haha-
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny haha-]
 Passé du préfixe maha- [1.3]
Ohatra 
1moa ve ny hatanjaky ny vatana fotsiny dia ampy tsy haha-ankizv intsony? [2.314]
2Tsy nandry andro tsy nandry alina ianareo, nitady izay haha-Andriana ahy. [2.298]

Teny iditra haha
Sokajin-teny anarana
 Famahana, fanalana ny fatotra [1.1]
 See boraka, vaha, veraka [1.2]
 Action de délier, de dénouer, de détacher, de dévisser, de démonter, de mettre en liberté. Voy. Vaha [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/04