| Teny iditra | fanakoro (koro) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomba entina manakoro na manorokoro, mariakorontana, mampisafotofoto; fomba entina maniera, mandrodana [1.1] | ||
| Tovy hevitra | fanorokoro | |
| Teny iditra | fanakoro (koro) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomba entina mambory sofina [1.1] | ||
| Tovy hevitra | fanorokoro | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28 |
|