|
|
|
|

Teny iditra koro
Sokajin-teny anarana
 Fisavorotahan-javatra, fikoavana na fahasimbana; fianjerana na firodanana ka levona ny hasoany. [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra korokoro

Teny iditra koro
Sokajin-teny mpamaritra
  [Tanala] Saiky bory tanteraka: koro sofy [1.78]

Teny iditra koro
Sokajin-teny mpamaritra
 Noborina sofina (na ny sofina anila na izy roa mihitsy [1.1]
 à qui on a coupé une oreille ou les deux [1.3]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28