|
|
|
|

Teny iditra fanalefahana (lefaka)
Sokajin-teny anarana
 Fanaketrahana; fampitonena; fampihenana [1.1]
 Assouplissement: Fanalefahana ny tanana: assouplissement des mains [1.13]
Ohatra Miseho lany etsy sy eroa ny fanomezana fanalefahana na koa alalana manokana tsy handoa hetra. [4.27]
Tovy hevitra fanatoniana

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09