|
|
|
|

Teny iditra lefaka
Sokajin-teny mpamaritra
 Misy fahasimban-tsaina, adaladala miteniteny foana na misentosento [1.1]
  [Sihanaka] adaladala [1.78]
 Dont le cerveau est détraqué; insensé, passioné, fou d'amour, fou [1.3]
Ohatra nefa raha tsy olona lasan-ko adala aho ary handroso ho lefaka, dia hanome tsiny havana hody va? [2.69]
Sampanteny 

Teny iditra lefaka
Sokajin-teny anarana
 Halefolefo, tsy fihenjanana. [1.1]
 Souplesse, flexibilité, simplicité, douceur [1.3]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08