|
|
|
|

Teny iditra fanalolahy
Sokajin-teny anarana
Singan-teny fanalo, lahy
  [Taisaka, Tambahoaka] Mahery fo [1.78]
  [Taimoro, Taisaka] Miaramila mpitondra lefona [1.78]
  [Taimoro, Taisaka, Tanosy] Mpiady [1.78]
 Miaramila na tandefona mahay sady mahery an' ady [1.1]
  [Provincial] A spearsman [1.2]

Teny iditra fanalolahy
Sokajin-teny mpamaritra
 Très adroit [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09