| Teny iditra | fanambarana (ambara) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Filazana zavatra mbola niafina hatramin' izay: Fanambarana ny tetika nataon' ireo olon-dratsy Filazana vaovao lehibe ampahibemaso: Nanao fanambarana tao amin' ny fampielezam-peo ny Filohan' ny Nosy [1.1] | ||
| Revelation, disclosure [1.7] | ||
| Révélation, action de manifester [1.8] | ||
| Teny iditra | fanambarana (tambatra) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanakambanana, fampiraisana, fanatontaliana, fampitohizana: Ataovy ny fanambarana ireto isa ireto [1.1] | ||
| Teny iditra | Fanambaràna | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) | |
| Fanambaràna, Apokalypsy: boky iray ao amin' ny Baiboly [2.996] | ||
| Revelation: one of the books of the Bible [2.996] | ||
| Apocalypse: un des livres de la Bible [2.996] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | Apokalypsy | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|