| Teny iditra | fanampiana (ampy) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Vonjy, famonjena Vola omena olona, izay tsy azo atao hoe karama satria tsy vidin' ny asa ataony, fa entina manohana azy fotsiny amin' ny fivelomany [1.1] | ||
| Help [1.7] | ||
| Aide, secours [1.8] | ||
| Aide [1.13] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|