| Teny iditra |
ampy
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | Antonona an' izay ilaina, sahaza: Tsy mbola ampy izao fahaizanao izao fa mbola tokony hianatra ihany ianao / Efa ampy ny variko, tompoko, fa misaotra. [1.1]
|
| | Sufficient, enough [1.2, 1.7]
|
| | It governs the accusative case, as Ampy anao izany (That is sufficient for you). [Mal. sampai.] [1.2]
|
| | Suffisant [1.8, 1.13]
|
| | Assez [1.8]
|
| Sampanteny |
| Mpanahaka |
antonony ~
sahaza |
|
| Teny iditra |
ampy
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Taimoro, Tanosy]
Kotrobaratra, varatra [1.78]
|
| | [Provincial]
The thunder which comes near [1.2]
|
| Voambolana |
|
| Teny iditra |
ampy
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Betsimisaraka]
Karazan-javamaniry izay maraorao ny raviny ka raha vao mikasika ny raviny dia mivonto ny hoditra [1.78]
|
| | [Betsimisaraka]
A shrub (or tree?) from the fibre of which a kind of string is made [1.2]
|
| | (nom donné à plusieurs plantes urticantes). [Bezanozano, Sakalava, Tsimihety]
Urera longifolia Wedd. (Urticaceae). Voir
ampilela,
ampilelavarika,
ampimbato.
[1.196]
|
| Voambolana |
| Anarana ara-tsiansa | Urera longifolia |
|