|
|
|
|

Teny iditra fananana (anana)
Sokajin-teny anarana
 Fitambaran' ny zavatra ananana vola, trano, tany, biby ompiana...; harena [1.1]
 Harena noharin'ny tena na nolovaina [1.13]
 Possessions, property [1.2, 1.7]
 Ce qu'on possède, propriété [1.8]
 Patrimoine, biens [1.13]
Ohatra 
1Kanety telo no mba fananana. [1.232]
2Tsy fananana va ny zanany maro? [2.270]
3Notoroan-tsy mba zaka è ka lany fananana! [2.69]
Lahatsoratra 

Teny iditra fananana (hana)
Sokajin-teny anarana
 Fakana na fisamboram-bola misy zanany [1.1]

Teny iditra fanañaña
Sokajin-teny anarana
  [Taisaka] Hadisoam-panantenana [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19