|
|
|
|

Teny iditra fanangana (tsangana)
Sokajin-teny anarana
 Nofon-kena malemy voahodidina taolana ao amin' ny soroky ny omby [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra fanangany

Teny iditra fanangana (tsangana)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina manangana [1.1]

Teny iditra fanangana (tsangana)
Sokajin-teny mpamaritra
 Azo atsangana: Tsy fanangana ny zaza maditra toy ireny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2010/01/10