| Teny iditra | tsangana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fijoroana; ny bika eo am-pijoroana; haavo; halava hatrany am-paladia ka hatrany an-tampon-doha. [1.1] | ||
| Ohatra | izaho Rangoriketakinilandy tsy maty aho fa malazo nandre ny fingodon'ny omby viliabe tsara tsangana vilia fotsy endriky ny trano itozotozoy ihany aho fa jiafotsy ny lambako [2.131] | |
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | tsangana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [1.13] | ||
| Bâton Diagramme en bâtons [1.13] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2022/12/30 |
|