| Teny iditra | fananty (tanty) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomba entina mananty, mandray zavatra amin' ny tanana velarina: Toy izao no fananty baolina [1.1] | ||
| Tohana avy ao ambany [1.13] | ||
| Support [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | sohitry | |
| Teny iditra | fananty (tanty) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Azo tantazana [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2009/09/10 |
|