|
|
|
|

Teny iditra fanao (tao)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina manao: Izao no fanao mofo ramanonaka
Fomba arahina mahazatra: Samy manana ny fanaony ny firenena rehetra
Azo atao: Tsy fanao akanjo ny taratasy [1.1]
 Usual mode of doing anything, a custom. [1.2]
 Ce qu'on peut faire, les usages, les coutumes, manière de faire [1.3]

Teny iditra fanao
Sokajin-teny anarana
  [Merina] Piptadenia sp. (Fabaceae). Bois brun, très dur, dont l'intérêt fut souligné par Jean Laborde (voir fano). [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Piptadenia sp.

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09